Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?
Manampy anao hanana fiainana tena mahafa-po ny Baiboly dieny izao.
Vavolombelon’i Jehovah
Ny Vavolombelon’i Jehovah—Iza moa Izy Ireo? Inona no Inoany?
Fanirian’ny Vavolombelon’i Jehovah ny hifankahalalanao kokoa aminy.
Andriamanitra
Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika?
Tian’Andriamanitra avokoa ve ny fivavahana rehetra, sa iray ihany no tiany? Ahoana no ahafantaranao ny tena Kristianina?
- Ny Fomba Fampiasa Ity Bokikely Ity
- Ahoana no Ahafantaranao Izay Takin’Andriamanitra?
- Iza moa Andriamanitra?
- Iza moa i Jesosy Kristy?
- Iza moa ny Devoly?
- Inona no Tian’Andriamanitra Hatao Amin’ny Tany?
- Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?
- Manatòna An’Andriamanitra Amin’ny Vavaka
- Fiainam-pianakaviana Tian’Andriamanitra
- Tsy Maintsy Madio ny Mpanompon’Andriamanitra
- Fanao Halan’Andriamanitra
- Zavatra Inoana sy Fombafomba Tsy Tian’Andriamanitra
- Fanajana ny Aina sy ny Ra
- Ahoana no Fomba Ahitanao ny Fivavahana Marina?
- Ny Fomba Andaminana ny Vavolombelon’i Jehovah
- Manampy ny Hafa Hanao ny Sitrapon’Andriamanitra
- Ny Fanapahan-kevitrao Hanompo An’Andriamanitra
Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
Boky misy fitantarana marina ity. Nalaina avy ao amin’ny Baiboly, ilay boky malaza indrindra eo amin’izao tontolo izao izany.
Ity tranonkala ity no nahazo alalana hanazava momba ny zavatra inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ampianariny ary ataony. Fikambanana ara-dalàna ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Watchtower Bible and Tract Society of New York, Inc.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin'ilay dikan-teny hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin'ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
Fanasana ho Anao
Te hianatra Baiboly any an-tranonao ve ianao ary te hampitombo ny fahalalanao ny Baiboly?
Vakio ato ny Baiboly
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin'ny Tontolo Vaovao
Misy torohevitra sy tari-dalana iatrehana ny toe-javatra rehetra eo amin'ny fiainantsika ao amin'ny Baiboly. Vakio isan'andro àry izy io.
Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina?
Ny marina momba ny inona? Momba ireo fanontaniana lehibe indrindra nanahiran-tsaina ny olona hatramin’izay.
Ho Ringana Tsy ho Ela ny Fivavahan-diso!
Inona no atao hoe fivavahan-diso? Ahoana no handringanana azy io? Inona no ho vokatr’izany eo aminao?
