Adiresy Internet Ofisialin’ny Vavolombelon’i Jehovah

Miverina amin’ny voalohany Beliefs Future Medical Topics Hifandray Aminay Publications Languages
Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika? Lahatsoratra manaraka

Ny Fomba Fampiasa Ity Bokikely Ity


Natao hianarana ny Baiboly ity bokikely ity. Ahoana no tokony hampiasana azy? Izao no fandaharana arosonay: Misy fanontaniana eo am-piandohan’ny lesona tsirairay. Aorian’ny fanontaniana tsirairay dia misy nomerao anatin’ny fononteny. Tsy inona io fa ny fehintsoratra hahitanao ny valiny. Vakio daholo aloha ireo fanontaniana. Eritrereto izy ireo. Avy eo, dia vakio ny fehintsoratra tsirairay, ary jereo ao amin’ny Baibolinao ireo andinin-teny. Rehefa nahavita lesona iray ianao, dia jereo indray ireo fanontaniana ary miezaha hahatsiaro ny valiny omen’ny Baiboly amin’ny fanontaniana tsirairay. Rehefa nahavita ilay bokikely manontolo ianao, dia ivereno ka diniho indray ireo fanontaniana rehetra.

 

Navoaka tamin’ny 1996

Miverina amin’ny voalohanyFarany ambonyLahatsoratra manaraka

Copyright © 2010 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. All rights reserved.